National Anthems & Patriotic Songs "Madagascar National Anthem - Ry Tanindrazanay malala ô!" testo

Traduzione in:en

Madagascar National Anthem - Ry Tanindrazanay malala ô!

Ry Tanindrazanay malala ô!Ry Madagasikara soa.Ny Fitiavanay anao tsy miala,Fa ho anao, ho anao doria tokoa.

[chorus:]Tahionao ry Zanahary'Ty Nosindrazanay ityHiadana sy ho finaritraHe! Sambatra tokoa izahay.

Ry Tanindrazanay malala ô!Irinay mba hanompoan'anaoNy tena sy fo fanahy anananay,'Zay sarobidy sy mendrika tokoa.

[chorus]

Ry Tanindrazanay malala ô!Irinay mba hitahian'anao,Ka Ilay Nahary 'zao tontolo izaoNo fototra ijoroan'ny satanao.

[chorus] x2

Qui è possibile trovare il testo della canzone Madagascar National Anthem - Ry Tanindrazanay malala ô! di National Anthems & Patriotic Songs. O il testo della poesie Madagascar National Anthem - Ry Tanindrazanay malala ô!. National Anthems & Patriotic Songs Madagascar National Anthem - Ry Tanindrazanay malala ô! testo. Può anche essere conosciuto per titolo Madagascar National Anthem - Ry Tanindrazanay malala o (National Anthems Patriotic Songs) testo.