Andriananahary Masina indrindra
1. Andriananahary masina indrindra!Ny anjelinao izay mitoetra AminaoMifamaly hoe : Masina indrindraAndriananahary, Telo Izay Iray.
2. Andriananahary masina indrindra!Na tsy hita aza izao ny voninahitrao!Masina indrindra Hianao irery.Andriananahary, Telo Izay Iray.
3. Zava-manana aina samy mankalazaSady manambara Anao Izay Tompony izao;Hianao irery no mitahy azy,Andriananahary, Telo Izay Iray.
4. Andriananahary feno hatsarana!He ny fitahianao izay mpanomponao.Tsara dia tsara ny omenao azyAndriananahary, Telo Izay Iray.
5. Andriananahary masina indrindra!Izahay mpanomponao ta-hankalaza Anao;Feno fahendrena, feno fiantrana,Andriananahary, Telo Izay Iray.
J.A. HOULDER (traduction)Fihirana FFPM
Santo Santo Santo
Santo, santo, santoSenhor Deus todo poderosoCedo pela manhãnossas canções hão de louvar a TiSanto, santo, santoMisericordioso e poderosoDeus em três pessoasTrinidade abençoada
Santo, santo, santoTodos os santos Te adoramcurvando suas coroas de ouro diante de TiAo redor do mar de vidro,querubins e serafinsreverenciam a Tique foste, que ése sempre serás
Santo, santo, santoMesmo que a escuridão te escondaMesmo que os olhos daquele que mentenão consiguam ver Tua GlóriaSomente Tua Glória é santaNão há ninguém que a Ti se compareÉs Perfeito em poderem amor, em pureza
Santo, santo, santoSenhor Deus todo poderosoTodas as Tuas obrashão de louvar o Teu nomepela terra, céu e marSanto, santo, santoMisericordioso e poderosoDeus em três pessoasTrinidade abençoada